Villa Mon Rêve Lot II U 90 AT, Cité Planton, Ampahibe 101 Antananarivo
Mombamomba azy
INDRI (Initiative pour le Développement, la Restauration écologique et l'Innovation) dia ONG Malagasy naorina mpitarika 12 avy amin’ny fiarahamonim-pirenena sy ny sehatra tsy miankina tamin’ny taona 2019. INDRI dia sady ivon-toeran'ny fahaiza-manao stratejika, no sady manentana ny faharanitan-tsaina sy ny adisisika. Mahaleo tena, tsy manao politika ary manompo ny Malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka rehetra ny fikambanana.
Sehatra iasany
Fambolen-kazo
Fiovan'ny toetr'andro
Fanabeazana sy fanentanana
Adisisika
Jono
Lalàna
Fitantanana
Diplaomasia maitso (rafitra sy sehatra iraisam-pirenena)
Faritra iasany
National